| Teny iditra | mibolila (bolila) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mibolisatra kely: Nibolila tetsy antokotany aho ka saika nianjera raha tsy nahafikitra tamin' ny tamboho Milefa, miporitsaka tsy manao adidy [1.1] | |||||||||
| To slip out of the way, to evade, to avoid meeting any one, to stumble. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mibolilà (bolila) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibolila | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|