|
|
|
|

Teny iditra mibonaika (bonaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitovy amin'ny bonaika ihany [1.1]
 To act mildly, to be gentle, to be bland [1.2]
Ohatra fa mamorom-pitaka izy hamelezany izay mibonaika ambonin'ny tany. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibonaika
Ny lasa : nibonaika
Ny hoavy : hibonaika
Filaza mandidy : miboneha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20