| Teny iditra | mibontsina (bontsina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina? Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana) Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1] | |||||||||
| Mizihitra [1.13] | |||||||||
| Gonfler [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mibontsìna (bontsina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibontsina | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|