| Teny iditra | miboresa (boresa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitaredretra, mitavozavoza, milasilasy: Aza miboresa re, ry Koto, fa mbà kingakinga [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miboresà (boresa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miboresa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|