|
|
|
|

Teny iditra midaroboka (daroboka (roboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mianjera ao anaty rano [1.1]
  [Bezanozano] Miantoraka anaty rano [1.78]
 To squat, to lie down [1.2]
 Se précipiter en bas ou dans l’eau, tomber avec bruit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midaroboka
Ny lasa : nidaroboka
Ny hoavy : hidaroboka
Filaza mandidy : midaroboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20