|
|
|
|

Teny iditra midibadiba (dibadiba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza zavatra henjana sy mibontsina noho izy feno rivotra na rano: Midibadiba ny kiboko izany
Mitovy hevitra: mivozihitra ~ mizihitra ~ mizihizihy [1.1]
 To be full of water [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midibadiba
Ny lasa : nidibadiba
Ny hoavy : hidibadiba

Teny iditra midibadiba (dibadiba)
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Dodona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08