| Teny iditra | mididy (didy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Voadidy: Efa mididy telo itỳ mofo itỳ [1.1] | |||||||
| Cut in a groove [1.2] | |||||||
| être coupé [1.3] | |||||||
| Ohatra | Akanjo roa aman' olona avy no novidiany ho azy efatra mianadahy: ny iray zandiana mididy mananjara tenainy andavanandro, ny iray tokam-bolo rano iray fitondra alahady sy lanonana samihafa.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26 |
|