|
|
|
|

Teny iditra midingina (dingina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [1.1]
 To exceed, to advance, to go beyond [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midingina
Ny lasa : nidingina
Ny hoavy : hidingina
Filaza mandidy : midingìna

Teny iditra midingìna (dingina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midingina [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20