|
|
|
|

Teny iditra midoka (doka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manome doka na dera fantatra izao fa tsy marina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midoka
Ny lasa : nidoka
Ny hoavy : hidoka
Filaza mandidy : midohafa

Teny iditra midôka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bezanozano] Manaiky, miaiky [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20