|
|
|
|

Teny iditra miebana (ebana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra lamba mirefarefa toy ny olona tsy miraharaha, na mampihofahofa azy toy ny olona te hiseho mihaingo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miebana
Ny lasa : niebana
Ny hoavy : hiebana
Filaza mandidy : miebàna

Teny iditra miebàna (ebana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miebana [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20