|
|
|
|

Teny iditra mielo (elo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo an-trano [1.1]
 To shade oneself with a parasol, to use an umbrella [1.7]
 Porter un parasol, un parapluie [1.8]
Ohatra ary dia mitazana eo Manjakamiadana mielo mena eo ny andriana [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mielo
Ny lasa : nielo
Ny hoavy : hielo
Filaza mandidy : mieloa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20