| Teny iditra | miely (ely) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. [1.1] | |||||||||
| To be scattered, to be diffused [1.7] | |||||||||
| Se répandre, se propager [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|