|
|
|
|

Teny iditra miemonemona (emonemona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitoetra amin' ny toerana avo tsy dia marin-toerana tsara [1.1]
 être élevé, placé sur [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miemonemona
Ny lasa : niemonemona
Ny hoavy : hiemonemona
Filaza mandidy : miemonemòna

Teny iditra miemonemòna (emonemona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miemonemona [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20