|
|
|
|

Teny iditra mienina (enina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mizarazara enina [1.1]
 To divide into six [1.2]
 être partagé en six [1.3]
Ohatra Ary nataon' Andrianampoinimerina mienina i Imerina to izao [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mienina
Ny lasa : nienina
Ny hoavy : hienina
Filaza mandidy : mienema

Teny iditra mieñina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanala] Mijanona, mitsahatra: Mieñena ho takon-drano (mamitsaha ho afa-tsiny) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20