|
|
|
|

Teny iditra enina
Sokajin-teny mpamaritra
 Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
 Six [1.7]
 Six
  6
VI [3.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59]
2Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471]
3Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27]
4Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445]
Haiendriteny 
Tsotra : enina, enin', enin-, enim-, eni-
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra enina
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
 Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
Ohatra Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03