|
|
|
|

Teny iditra mientana (entana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Taitra sy miainga tampoka ao anaty, miontana: Nientana iray ihany ny foko [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mientana
Ny lasa : nientana
Ny hoavy : hientana
Filaza mandidy : mientàna

Teny iditra mientàna (entana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mientana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20