| Teny iditra | mievanevana (evanevana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijanona tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, mialanalana: Mievanevana ny mpitondra eto amin' itỳ tany itỳ [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mievanevàna (evanevana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mievanevana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|