|
|
|
|

Teny iditra mifaditra ahitra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mifaditra, ahitra
 Manala faditra amin' ny ravin' ahitra [1.1]
 To throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins. [1.2]
Ohatra Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany. [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04