| Teny iditra | mifamatra (fatra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mifamatra | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Sihanaka] mifanditra [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|