| Teny iditra |
fatra-
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe fatratra
|
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra (ranona voan-javatra) amin' ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny. Habe, habetsahana, raha zavatra tsy mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ataovy tsara fatra itỳ vary itỳ, à / Ohatrinona ny fatran' ny vary harotsaka, ry neny? Famarana: Manao ratsy fatra ianao izany lahy! [1.1]
|
| | A measure for solids and liquids. [1.2]
|
| | Any measure of capacity [1.7]
|
| | [Tankarana]
Mesure. [1.19]
|
| | Mesure de capacité [1.8]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taisaka]
kijana
havoana
[1.78]
|
| | [Taisaka]
Collines offrant un pâturage [1.82]
|
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bezanozano]
Teny napetraka, hafatra [1.78]
|
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taimoro]
Anaran-kazo, hazo manitra [1.78]
|
| | (du souahéli matra) Nom générique des bois faciles à traiter, avec lesquels on fait les mesures pour le riz, elles-mêmes appelées fatra ou vata. fatra est à la fois la mesure et l'action de vendre, de faire payer quelque chose.
Son emploi montre le passage à l'économie marchande et il est important que le mot soit d'origine souahélie.
Il montre que l'idée d'économie marchande est arrivée dans l'Ouest, amenée par les peuples islamisés de la côte orientale d'Afrique.
Ceux que les Arabes appelaient le zanj (d'où le nom de Zanzibar).
Dans certains dialectes, on prononce fatsa.
Les principales espèces connues sous ce nom de fatra sont énumérées ci-dessous
[1.196]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka]
Terminalia pumila Thouars ex Tul. (Combretaceae).
Beau bois utilisé aussi en charpente, en menuiserie, etc.
L'écorce fournit une teinture jaune.
Elle entre parfois dans la composition des
belahy, ajoutés aux boissons alcooliques.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Terminalia pumila |
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka, Tankarana]
Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae) : la moelle fournit une fécule appréciée, genre de sagou.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Cycas thouarsii |
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tanosy]
« arbre produisant le litimainty ou benjoin » (Hugon 1818).
Peut-être aussi un terminalia ?
Le vrai benjoin n'existe pas à Madagascar.
[1.196]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
fatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Mahafaly]
Arbre indéterminé. [1.196]
|
| Voambolana |
|