| Teny iditra | mifampiady (ady) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Impiry akory izahay no mifampiady karajy sy mifandimby mitantara zavatra iray amin' ny endrika samy hafa hahitana izay azo ekena ho manakaiky kokoa ny fahamarinana sy ny azo inoana?
[2.5] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|