| Teny iditra | mifanampy (ampy) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miray hina | |
| Ohatra | Ny tenin' i Hagay sy Zakaria mpaminany dia tokony hovakina miaraka amin' ny tantara ao amin' ny bokin' i Ezra, fa mifanampy sy mifameno izy telo.
[1.38] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07 |
|