| Teny iditra | mifandaka (daka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mifandakà (daka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifandaka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/04/22 |
|