| Teny iditra |
mifandraidraika
(raidraika (raika))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [1.1]
|
| | To lean toward each other; to resemble each other [1.7]
|
| | Avoir une certaine ressemblance. [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo.
[2.587]
|
| 2 | ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha;
[2.69]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifandraidraika |
| Ny lasa : |
nifandraidraika |
| Ny hoavy : |
hifandraidraika |
|
| Tovy hevitra | |
|