|
|
|
|

Teny iditra mifandramatra (ramatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifanaikitra, miady, manao ady saritaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandramatra
Ny lasa : nifandramatra
Ny hoavy : hifandramatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20