|
|
|
|

Teny iditra mifandray (ray)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampita, mifampitohy [1.13]
 Communiquer [1.13]
Ohatra 
1Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy. [2.245]
2ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? [1.369]
3Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandray
Ny lasa : nifandray
Ny hoavy : hifandray

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01