| Teny iditra | mifanerasera (serasera) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [1.1] | |||||||||
| Ohatra | - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny.
[2.5] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mifaneraserà (serasera) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanerasera | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|