| Teny iditra | mifanerona (erona) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [1.3] | ||
| Ohatra | Rehefa izany dia indreny notaterina nentina niditra tao anaty lavaka, ka vetivety foana dia rà mandriaka sy taimboraka sisa niharihary teo am-pamonoana ary alika iray sy roa miady sy mifanerona eo anoloan' ny tsinain-kena
[2.895] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|