| Teny iditra |
mifaninana
(inana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy [1.1]
|
| | To be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. [1.2]
|
| | To engage in a contest; to be rivals [1.7]
|
| | Rivaliser, se faire la concurrence, concourir [1.8]
|
| Ohatra | Mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifaninana |
| Ny lasa : |
nifaninana |
| Ny hoavy : |
hifaninana |
| Filaza mandidy : |
mifaninàna |
|
|
| Teny iditra |
mifaninàna
(faninana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaninana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|