|
|
|
|

Teny iditra mifanipaka (tsipaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitovy amin' ny mifandaka [1.1]
 Voan'ny fanintona [1.13]
 Se convulsionner [1.13]
Ohatra Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanipaka
Ny lasa : nifanipaka
Ny hoavy : hifanipaka
Filaza mandidy : mifanipaha

Teny iditra mifanipaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy afaka miaraka [1.13]
 Incompatible, discordant [1.13]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20