| Teny iditra | mifanohana (tohana) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mifambomba ~ miray hina [1.1] | |
| Ohatra | fa mifanohana ny manana sy ny tsy manana, ny tsy manana mividy aminy manana, ny manana mivarotra aminy tsy manana
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|