|
|
|
|

Teny iditra mifantsana (fantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihontsam-bava [1.1]
 To rinse the mouth. [1.2]
 Se rincer la bouche [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifantsana
Ny lasa : nifantsana
Ny hoavy : hifantsana
Filaza mandidy : mifantsàna

Teny iditra mifantsàna (fantsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifantsana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20