|
|
|
|

Teny iditra mifatra (fatra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Voafatra: Vary folo mifatra no vokatray tamin' ity taona ity [1.1]
 Measured. [1.2]

Teny iditra mifatra (fatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To swear. (Prov.) See fanta. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifatra
Ny lasa : nifatra
Ny hoavy : hifatra
Filaza mandidy : mifara

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05