| Teny iditra | mifehy (fehy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamatotra: Mifehy kitay Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy vahoaka [1.1] | |||||||||
| To tie To superintend, to oversee, to overrule, to govern To wear sashes across both shoulders, as in the ceremony of circumcision. [1.2] | |||||||||
| To control, to govern [1.7] | |||||||||
| Lier, gouverner, administrer [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ary ny zoron-trano efatra mifehy vola eny ampovoany.
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mifehy | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Mifindra [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|