| Teny iditra | miferinaina | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Singan-teny | mifery, aina | |
| Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1] | ||
| [ miferin-aina ] To sigh, to groan, to grieve Utterly unable to be happy or comfortable. [1.2] | ||
| To be in great suffering [1.7] | ||
| être dans la souffrance; souffrir [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | tsy miferin-aina aho fa serena nahoana hianao no lalin'endrika? [2.131] | |
| Tsipelina hafa | miferin-aina ~ miferin' aina ~ miferitr' aina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |
|