|
|
|
|

Teny iditra mifindrafindra (findrafindra (findra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To move about [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifindrafindra
Ny lasa : nifindrafindra
Ny hoavy : hifindrafindra
Filaza mandidy : mifindrafindrà

Teny iditra mifindrafindrà (findrafindra (findra))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindrafindra [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20