| Teny iditra |
mifitsaka
(fitsaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina [2.314]
|
| | Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy [1.1]
|
| | To be flat and thin, to slip into a narrow place [1.7]
|
| | être plat et mince [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary;
[2.470]
|
| 2 | Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza.
[2.472]
|
| 3 | Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray.
[2.117]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifitsaka |
| Ny lasa : |
nifitsaka |
| Ny hoavy : |
hifitsaka |
| Filaza mandidy : |
mifitsaha |
|
|