|
|
|
|

Teny iditra fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [1.1]

Teny iditra fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mitsaka na mita rano [1.1]

Teny iditra fitsaka
Sokajin-teny anarana
 Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [1.1]
 Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny anarana
 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27