| Teny iditra |
mifofotra
(fofotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1]
|
| | To make a big effort [1.7]
|
| | Faire de grands efforts [1.8]
|
| Ohatra | Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifofotra |
| Ny lasa : |
nifofotra |
| Ny hoavy : |
hifofotra |
| Filaza mandidy : |
mifofora |
|
| Tovy hevitra | |
|