| Teny iditra | mifora (fora) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||||
| Voadidy foitra: Amin' ny foko sasany, tsy miditra ao am-pasan-drazana ny lehilahy tsy mifora [1.1] | |||||||||
| Circumcised. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miforà (fora) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifora | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|