| Teny iditra | mifosa (fosa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaratsy, manazimba, manamavo Milaza ny hadisoana takona nataon' ny namana raha tsy eo izy. [1.1] | |||||||||
| To backbite, to defame, to scandalize. [1.2] | |||||||||
| To slander, to backbite [1.7] | |||||||||
| Calomnier, médire [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mifosà (fosa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifosa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|