| Teny iditra | mifotafota (fotafota) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Enti-milaza olona manao fihinan' ankizy ka mihosina sy mitavana menaka ny tanana sy ny vava [1.1] | |||||||||
| To slaver, to foam, to rave. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mifotafotà (fotafota) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifotafota | ||||||||
| [1.2] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|