|
|
|
|

Teny iditra mifototra (fototra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
 To be rooted; to be based on [1.7]
 être enraciné; être basé sur [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifototra
Ny lasa : nifototra
Ny hoavy : hifototra
Filaza mandidy : mifotora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20