| Teny iditra | migaina (gaina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | migaingaina | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|