| Teny iditra | migeja (geja) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifehy mafy amin' ny tady toy ny migehy fa mafimafy kokoa indray: Ketraho kely ny fehikibon' io zaza io fa toa migeja loatra [1.1] | |||||||||
| Same as migehy [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | migejà (geja) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migeja | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|