|
|
|
|

Teny iditra migoana (goana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamoaka feo mafy avy amin' ny fifandonan-javatra, toy ny varavarana mikatona mafy amin' ny tolana [1.1]
 To sound, as the door when knocked. [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migoana
Ny lasa : nigoana
Ny hoavy : higoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20