|
|
|
|

Teny iditra mihahy (hahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mipetraka amin' ny toerana misy hainandro mba ho maina: Jereo fa sao dia erý amin' ny lamba mihahy erý ny akanjon' ity zaza ity [1.1]
 To be drying by exposure to the sun or air. [1.2]
 To be out in the sun to dry [1.7]
 être exposé au soleil pour sécher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihahy
Ny lasa : nihahy
Ny hoavy : hihahy
Filaza mandidy : mihahaza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20