|
|
|
|

Teny iditra mihaino vilana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mihaino, vilana
 Tsy mahare izay lazaina manontolo fa ny sasany fotsiny ihany, hany ka tonga diso ny tena heviny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16