| Teny iditra | mihalaka (halaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [1.1] | |||||||||
| To be separate, to go apart, to have a space between. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mihalakalaka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12 |
|