| Teny iditra | mihalakalaka (halakalaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mihalaka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|